Teny iditra | teny ratsy | |
Singan-teny | teny ; ratsy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ompa sy ozona na fanevatevana olona noho ny hasosorana na fankahalana, teny vetaveta tsy mendrika lazaina eny imasom-bahoaka [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15 |