Teny iditra | tenitra | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Teny fanesoana atao amin' ny fomba toa mieboebo; tebaka; fanakianana miaraka amin' ny fiheverana ny sasany ho tsinontsinona [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tenitra io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | entitra, tenitra, tra-teny |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |