Teny iditra fanenitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Aretina mahafaty avy amin'ny basiliosin'i Nikolae izay miditra avy amin'ny ratra tsy voakarakara ara-pahasalamana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Tétanos [1.13]
Voambolana 
Mpanahaka  tetanosy ~ tomboka

Teny iditra fanenitra (tenitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Bibikely toy ny masomby maro mitohitohy mainty sy vony ny kibony ary misy filo manindrona ery an-tendrony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A species of mason wasp. [Menangabow panangit.] This is sometimes called takolapanenitra and fangaraka [1.2]
 A wasp [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Guêpe [1.3, 1.8, 1.13]
Ohatra nihotakotaka sahala amin'ny omby tratran'ny fanenitra ry zareo [2.895]
Voambolana 
Tovy hevitra takolapanenitra ~ fangaraka
Mpanahaka  kitoka
Lahatsoratra 

Teny iditra fanenitra (tenitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanebahana, fanaovana tsinontsinona, fanatsizarizariana [1.1]

Teny iditra fanenitra (tenitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manenitra, maneso, manaraby [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Critique [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20