|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tenin-dahy
Singan-teny  2teny, 3lahy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5teny henjana sarotra ifampiraharahana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6paroles fortes, difficiles à digérer. [1.3#696]

Teny iditra (2/2)7 tenindahy
Singan-teny  8teny, 9lahy
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11Karazan-tenina maina amin' ny ririnina. Karazan' ahitra atao hoe tenina izay misy voniny mena (ny kitenimbavy kosa na tenimbavy, fotsy ny voniny); samy maharary fanindrona ny tongotra izy ireo eo ampitsiriany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12(de tenina (1) et lahy : hommes ; « le délassement des hommes » ; par opposition au tenimbavy). Gladiolus garnieri Klatt (Iridaceae). Nom relevé par Bojer vers 1820 avec la graphie « tenen-dahi ». Les bulbes étaient utilisés comme purgatif, pas toujours sans danger.. [Merina] [1.196]
Ohatra  13 tenindahy, ny vody ny asaina, dia atao amy ny bandrina sy amy ny vody, dia sotroina. [2.48]
Voambolana  14 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Tovy hevitra  15kitenindahy
Tohi-kevitra  16tenimbavy
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  17 tenindahy, tenin-dahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/06