Teny iditra tendabe
Singan-teny tenda ; be
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny lalandrivotra mankamin' ny havokavoka [1.1]
Voambolana 
Mpanahaka  tendakely

Teny iditra tenda be
Singan-teny tenda ; be
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona mpamosibosika, mpandrapadrapaka rehe fa mihinana; ilazana ny sarotra an-kanina, izany hoe sady lian-kanina no mahalany betsaka [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/26