Teny iditra | tenabe | |
Singan-teny | tena ; be | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny ilazana ny vatana irery tsy miaraka amin' ny rantsambatana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The trunk of the body [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Le tronc d'un arbre [1.8] | |
Voambolana | Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny ~ Haiaina | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tenabe io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/14 |