Entrée teha-dolo (tehaka, lolo)
Partie du discours locution
Explications en malgache ilazana aretina mampivonto ny hodimaso tampoka, ary noheverin'ny Ntaolo fa voakasiky ny lolo na matoatoa na angatra no nahatonga izany [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31