Teny iditra |
tatao
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro]
Harona hasiana ny vary voajinja [1.1]
|
|
Teny iditra |
tatao
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
filolohavana
[1.78]
|
| Izay rehetra toa mandondona eo ambony Ioha, toy ilay hazo eo ambonin' ny tolana atao hoe: "tataombaravarana" Vola ambonin' izay efa raikitra: Mbola nasiana tataony indray ny hetra, ka nimenomenona ny vahoaka Vary amin-dronono tondrahan-tantely izay nololohavina kely aloha vao nohanina tamin' ny firariana amin' ny andro fandroana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Something carried on the head; something placed on top [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu'on porte sur la tête; ce qu'on met dessus [1.8]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
tatao
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka Atsimo]
(sens général : ce qui est placé au-dessus, ce qui surplombe, domine). Deinbollia macrocarpa R. Capuron (Sapindaceae).
Arbre dont le bois est utilisé en construction marine.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Deinbollia macrocarpa |
Voambolana |
|