Teny iditra filolohavana (loloha)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitondrana zavatra eo ambony loha; fanampiana, fanohanana havana sahirankirana; fisahanana raharaha betsaka loatra [1.1]
Ohatra Ny fitotoana ny vary ho koba, ny fanendasana izany ho mofo sy ny filolohavana ny vita ho eny amin' ny gara ka iverenana indroa na intelo eo, no anton-draharaha isan' andro ifanampian' izy rehetra. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21