Teny iditra taroa
Singan-teny t~ ; aroa
Sokajin-teny ny lasan' ny tambinteny [fitanisana]
Ohatra 
1Nifanena taroa izahay ka efa niresaka, hoy Bina. [2.499]
2Tsy afaka nilaza izy fa niharan' ny fihemoran' ny faritra tatsy na ny sehatr' asa taroa; [1.369]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21