Teny iditra tari-joro
Singan-teny tarika ; -joro (zoro)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fomba fitondran' ny olona ny lambany raha lava, izay ataony mitaritarika eny amin' ny tany ny zorony [1.1]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24