Teny iditra taratasim-bola
Singan-teny taratasy ; vola
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Taratasy solom-bola, izany hoe azo andraisam-bola any amin' ny tranom-bola [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Effets de commerce, mandat-carte [1.13]
Ohatra Ny fangalarana volam-panjakana, ny fanagiazana tsy ara-dalàna ny tanim-panjakana na ny tanin' olon-tsotra, ny kolikoly amin' ny endriny rehetra na mivantana na an-kolaka, ny fanolanana na ny fanaovana sonia taratasimbola tsy misy antoka dia tsy toe-draharaha politika. [4.27]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19