Teny iditra |
taranjana
(ranjana)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Saikiny entina manenjana ny lamba zairina na tsihy rarina [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Doublure consolidant une étoffe, une natte [1.3]
|
|
Teny iditra |
taranjana
(ranjana)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ireo antokon-javatra isan-karazany ianarana: Ny marika no taranjam-pianarana tsy hainy indrindra [1.1]
|
|
Teny iditra |
taranjana
(ranjana)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Descendant [1.3]
|
|
Teny iditra |
taranjana
(ranjana)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tangozan' ny ravina mampitohy azy amin' ny taho, sampantsampan' ny vody saonjo [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Le pétiole ou queue des feuilles [1.3]
|
| [Merina]
(de ranjana : ce qui est rangé régulièrement).
Nom du pétiole, ou de l'ensemble du rachis et du pétiole dans les feuilles Asteraceae.
Nervures principales parfois aussi.
[1.196]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
taranjana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo, Merina]
(vient de taranjana).
Panax amplifolius Baker (Araliaceae).
Nom et identité relevés par Grandidier.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Panax amplifolius |
Voambolana |
|