Teny iditra |
taraiky
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Manao zavatra miadan-doatra [1.1]
|
|
Teny iditra |
taraiky
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Adaladala mitahontahona, tsy mailaka, mitavozavoza (ankehitriny) Mitaredretra ka tratra aoriana amin' izay atao [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Simple, niais, qui rôde ça et là bêtement [1.3]
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
taraiky
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Anarana laharan-tsikidy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The name of a certain column in the arrangement of the sikidy divination
[1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Nom d'une rangée des sikidy
[1.3]
|
Mpanahaka |
sikidy |
unkLabel:: |
|