Teny iditra tapoapoaka (tapoaka (poaka))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay [duplicatif diminutif fréquentatif] [1.3]
Ohatra roatra: tapoapoaka mitambolina mivoaka avy amin'ny rano mikoriana mafy na avy amin'ny rano misy savony na avy amin'ny vary handroina. [2.314]
Haiendriteny 
Tsotra : tapoapoaka, tapoapoako, tapoapoakao, tapoapoany, tapoapoatsika, tapoapoakay, tapoapoakareo, tapoapoak', tapoapoa-, tapoapoaky

Teny iditra tapoapoaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] (de poaka : petite explosion). Nom des Lycoperdons ou Vesses de Loup. Champignons [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20