Teny iditra taona itsỳ
Singan-teny taona ; itsy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tamin' ny taona farany tao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'année dernière [1.3]
Ohatra Tamin' ity aza mba azoazo, fa tsy tahaka ny tamin' ny taon' itsy [2.5]
Voambolana 
Tovy hevitra taon-dasa

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20