Teny iditra | tany maty | |
Singan-teny | tany ; maty | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tany nanokanana fahiny ny mararin' ny nendra [1.1] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Mpanahaka | tanimaty | |
Fivaditsoratra | tanimaty, tany maty |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |