Teny iditra tanarahina (tanaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Zohina sy enjehina tsy an-kijanona: Tanarahin' ny tompon-trosa foana Rangahy io ka mita ho voa ny lohany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tanarahina, tanarahiko, tanarahinao, tanarahiny, tanarahintsika, tanarahinay, tanarahinareo, tanarahin', tanarahin-, tanarahim-, tanarahi-
Ny lasa : notanarahina, notanarahiko, notanarahinao, notanarahiny, notanarahintsika, notanarahinay, notanarahinareo, notanarahin', notanarahin-, notanarahim-, notanarahi-
Ny hoavy : hotanarahina, hotanarahiko, hotanarahinao, hotanarahiny, hotanarahintsika, hotanarahinay, hotanarahinareo, hotanarahin', hotanarahin-, hotanarahim-, hotanarahi-
Filaza mandidy : tanaraho
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31