Teny iditra | tamboho tsy vikinin-dahy | |
Singan-teny | tamboho ; tsy ; vikina ; -dahy (lahy) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tamboho tsy dia avo loatra, nefa tsy azondehilahy ihoarana amin' ny vikina [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/04 |