Teny iditra | tambato (vato) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Mpipai-bato na mpandrafi-bato [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Stonemason [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Maçon [1.3, 1.8] | |
Qui prépare ou pose des pierres [1.3] | ||
Ohatra | ary ny tambato kosa nively ny vato.
[2.48] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tambato io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |