Teny iditra taka-drano
Singan-teny takatra ; rano
Sokajin-teny anarana
Ohatra Hita amin’ity faritra ity ny voly kafe, letisia, jirofo ary ankehitriny dia efa tafiditra ny voly vanila amin’ireo toerana avo tsy taka-drano. [Tsimahaketraka Jeannette]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/20