Teny iditra | tai-maso | |
Singan-teny | tay ; maso | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsiranorano fotsifotsy manjary mivaingana eo amin' ny sisin' ny maso rehefa mifoha, amin' ny maraina [1.1] | |
Ohatra | Fa hoy kosa ilay kary : "Ny taimaso haronina, ny kiho raisina, ny hatoka safoina.
[2.69] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tai-maso io | |
Fivaditsoratra | amaitso, amatsio, tai-maso |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02 |