Teny iditra | taik' omby | |||
Singan-teny | tay ; omby | |||
Sokajin-teny | kambanteny | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fivalanan' ny omby, dikin' omby. [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | A cow manure [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Bouse de vache [1.8] | |||
Voambolana | Toe-karena: fambolena | |||
Kamban-teny |
| |||
Anaram-javamaniry |
| |||
Tsipelina hafa | tain' omby | |||
Fivaditsoratra | kitambio, mibotaky, taik' omby |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/30 |