Teny iditra ta
Sokajin-teny kianteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Fanafohezana ny "Tia", izay apetraka eo alohan' ny matoanteny milaza fanirianahanao ilay asa lazain' ny matoanteny, ka ny ta no ampiasaina raha manomboka amin' ny Ha ny milaza ny ho avin' ilay matoanteny ary ny Te raha manomboka amin' ny Hi na Ho: Ta hatory, Te hisotro, Te hody [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A contraction of the verb Tia, which is joined to verbs in the future tenses : ta-hanào: to want to do [1.2]
 Prefix, a contraction of tia, to love; used before other verbs, as : ta-hanào: to want to do something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Préfixe, abréviation de tia, aimer; se met devant le futur des verbes; ex.: ta-hanao: vouloir ou aimer faire; [1.8]
Kamban-teny 
Mpanahaka  te- ~ ti-

Teny iditra ta
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] tanalahy [1.78]
Fanazavàna teny anglisy A provincial word for a chameleon. See tana [1.2]
Voambolana 

Teny iditra ta
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny feo heno avy amin' ny fidonan' ny fively na ny zavatra roa mifampipoka, na teny enti-milaza ny fipiakan' ny hazo tapaka ka mamoaka feo mirefotra eo am-pianjerana
Fanahafana feon-javatra toy ny an' ny tantanana mipaika amin' ny hazo, basy mitefoka, sns [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The sound of the beating of a hammer or the explosion of a rifle. [1.2]
Voambolana 

Teny iditra ta
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Fitazonana [1.78]

Teny iditra ta
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A lamp. [Swa. taa.] [1.2]

Teny iditra ta~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny ta~]
Fanazavàna teny malagasy Tovona mahaforona teny vaovao rehefa atambatra amin' ny fototeny voalohany na faharoa sasany, ka manamafy ny hevitr' ilay teny voalohany, na manome endrika toa benahaona azy: Boretaka manjary taboretaka, bonaka tonga tabonaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A prefix joined to many roots making nouns indicating those things having essentially the property of the root, as: tafotsiny [1.2]
Kamban-teny 

Teny iditra ta
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay An' ialahy, an' ise [1.66]

Teny iditra TA
Sokajin-teny anarana (fanafohezanteny) [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Tananarive Antsirabe [3.1]
Tsanganana sy sary iray takila Fanafohezan-teny
unkLabel:: 

Teny iditra Ta
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy Singa mivaingana, faha-73 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy Tantalum [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Tantale [3.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/08/14