Teny iditra sot
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  adala: fou, sot
adala lava: qui est toujours sot, imbécile
adala manara-bolana : qui est toujours sot, imbécile, lunatique
gerigia, girigia, girigy: sot, imprudent, simple []
  adala, ketrina: Tsy nampoiziko ho adala tahaka izany izy (Je ne le croyais pas si sot) [1.4]
Haiendriteny 
Tsotra : sot, sots, sotte, sottes

Teny iditra sot
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  sanganehana, safotra: Indro izy fa sanganehana (Le voilà tout sot) [1.4]

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/23