Teny iditra | sanganehana | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Sahiran-kevitra, tsy mahita izay hatao fa misalasala be ihany; feno fisalasalana. [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Hesitating to make a choice or decision [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qui hésite à faire un choix, à se décider [1.8] | ||||||
Ohatra | Sanganehana tsy mahita izay hataony I Terezy kely, mpira fandriana aminy.
[2.470] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny sanganehana io | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |