Teny iditra somizy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Jereo somizo []
Ohatra 
1Dia nanome lamba somizy faha telo refy izahay. [2.59]
2Ny lamba dia somizy fahatelo na sasa-pahafito; [1.437]
3Koa dia tandremo tsara fa ny folo isan-jato tsy miova, fa na dia samy somizy mitovy refy aza misy tsara sy ratsy, ka tsy mitovy ny vidiny, fa misy be vidy ary misy kely vidy; [2.366]

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/13