Teny iditra somizo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza lamba natao tamin' ny kofehy landihazo tahaka ny soga ihany, saingy madinika tsara tenona kokoa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Calicot [1.3]
Ohatra 
1izay aza somizo ny tapany, soga ny tapany. [2.285]
2Fehe-zina lambarano sy somizo ny mozikany sy ny amponga. [1.437]
3Tsy nanaiky izy raha tsy somizo faharoa avy no karamany. [2.649]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: chemise.
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/13