Teny iditra | soma | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Sangisangy amin'ny tanana [1.78] | ||
[Sihanaka] Lalao [1.78] | |||
[Tanala] Sangisangy, lalao, kilalao [1.78] | |||
Lalao, fisa [1.13] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Jeu [1.13] | ||
Kamban-teny |
| ||
Teny iditra | soma | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Safosafo [1.78] | ||
Teny iditra | soma~ | ||
Sokajin-teny | tovona | ||
Fanazavàna teny frantsay | Préfixe quelquefois ajouté devant une racine primitive [1.3] | ||
Fivaditsoratra | maso, mosa, soma |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |