Teny iditra somafatra (fatra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Feno hatramin' ny molotry ny famarana, feno tanteraka, feno himpona; mitovy tantana
Mitovy hevitra: feno [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31