|
|
|
|

Teny iditra1  solompenakoho
Singan-teny  2  solo, fen' akoho
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fanomezana avy amin' ny ray aman-dreny ho an' ny zanany amin' ny Fandroana na amin' ny tonon-taona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  cadeau en argent donné par les parents et les supérieurs aux enfants et aux inférieurs à la place d'une cuisse de poulet, à l'époque du Fandroana [1.3]
Ohatra  6  Ka raha tsy mamono na ny ray na ny zanaka, dia vola no atao solombody akoho na solompenakoho. [2.48]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08