Teny iditra sokolo
Sokajin-teny anarana
Ohatra Alatsaka ho sokolo ianareo izao, hahatevina ity tany ity sy ity fanjakana ity [2.298]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : sokolo, sokoloko, sokolonao, sokolony, sokolontsika, sokolonay, sokolonareo, sokolon', sokolon-, sokolom-
Tovonana : -tsokolo, -tsokoloko, -tsokolonao, -tsokolony, -tsokolontsika, -tsokolonay, -tsokolonareo, -tsokolon', -tsokolon-, -tsokolom-
Ny fihaviany Anglisy: school.
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2021/08/13