Teny iditra sekoly
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Trano fianarana: Misy sekoly telo ao an-tanànanay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A school [1.7]
Fanazavàna teny frantsay école [1.8]
Ohatra 
1Toa hatsangana, hono, ny sekoly maro ary holavorariana ny trano fitsaboana maro isan-karazany. [2.470]
2Noroahina tao amin' ny sekoly aho. [2.472]
3Teo Ambohijatovo avaratra ny sekoly; [2.356]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ny fihaviany Anglisy: school.
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31