Teny iditra | siravato (sira, vato) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Vongan-javatra fotsifotsy mety levona ao anaty rano, izay manana tsiro manokana masimasina ka atao amin' ny hanina andrahoina, indrindra ny laoka, mba hanatsara ny tsirony: Tandremo sao be siravato ny laoka Fanasina Ny haingon-teny mandravaka ny teny amin' ny kabary, na resaka ifanaovana: Be siravato loatra ny lahatenin' ilay Rangahy [1.1] | |
Tovy hevitra | sira ~ siramanta | |
Fivaditsoratra | sarivato, siravato, voaratsy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |