Teny iditra | simaka | |||||||||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Nahafahana kely: Simaka ny nifiko [1.1] | |||||||||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||||||||
Teny iditra | simaka | |||||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Potiny kely avy amin' ny vatabeny: Sima-kazo [1.1] | |||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Branche arrachée d’un arbre, éclat de bois ; dont on a arraché une branche, un éclat, un morceau [1.3] | |||||||||||||||||||||
[Merina] Branche arrachée avec un lambeau du tronc ; en horticulture : bouture à talon. [1.196] | ||||||||||||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | |||||||||||||||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||||||||||||||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/12/27 |
![]() |