Teny iditra manimaka (simaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manala, manatsoaka zavatra sintonina, manendaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manimaka
Ny lasa : nanimaka
Ny hoavy : hanimaka
Filaza mandidy : manimaha
Tovy hevitra manasimaka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20