Teny iditra sikidy alanana
Singan-teny sikidy ; alanana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Amin' ny sikidy alanana, izay sarotra noho ny joria, dia misy kitranotrano 36, izay manao toa sarina efamira telo, fa jama sy taraiky ihany koa no fipetraky ny voa; rehefa voalahany amin' ireo kitranotrano ny voa, ka eo no mahasarotra azy, dia vakin' ny mpisikidy eo ny valin' ny fanontaniana natao taminy [1.1]
Voambolana 
Mpanahaka  sikidy joria

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02