Teny iditra | 1 sikajy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Anaram-bola izay lasiroa sy ilavoamena no sandany (0Fr 60): Sikajy telo (1Fr 80), sikajy dimy (3Fr 00) |
Ohatra |
4 Kirobo an-dafin-tsaha sikajy an-konahona [2.131] |
Voambolana |
5 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny sikajy io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |