Teny iditra seva
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana hafa ilazana ny toaka [1.1]
Ohatra Mitady seva izy nefa tsy misy eto an-tanàna. [2.472]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra seva
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaran-kazo madinika izay nampiasain'ny olona ho toy ny savony hanasandamba ny raviny taloha ary mbola ampiasain'ny olona eny ambanivohitra ho fanasam-bilia ankehitriny: Ravin-tseva [1.1]
Fanazavàna teny frantsay (nom ancien, d'origine malaise relevé par Flacourt et tous les auteurs anciens). Nom donné aux plantes qu'on fait brûler et à partir des cendres desquelles on prépare un sel utilisé en cuisine (Voir sira, sirahazo). Suivant les régions, ce sont surtout :
(Merina, Betsimisaraka, Betsileo) Buddleja axillaris Willd. ex Roem. & Schult. (Scrophulariaceae). Voir aussi sevagasy.
(Sihanaka, Merina, Bezanozano, Sakalava, bara, Taifasy, Tanosy, Mahafaly) Buddleja madagascariensis Lam. (Scrophulariaceae). Commerson l'appelle « Vigne malgache » et note que les fruits sont très recherchés pour faire une sorte de vin. Les feuilles sont utilisées fraîches, en raison de leur odeur forte, pour nettoyer les parquets. Les fleurs sont mellifères. L'espèce est souvent répandue par l'homme et respectée autour des villages ; Voir aussi sevalahy.
(Sakalava) Rinorea arborea f.occidentalis H.Perrier (Violaceae) Nom Illeg.; réf. Humbert 19 140. [1.196]
Anarana siantifika Buddleja axillaris, Buddleja madagascariensis
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 

Teny iditra Seva
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Seva [2.996]
Fanazavàna teny malagasy  [1.38]
Fanazavàna teny anglisy Sheva [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Shiya [2.996]
Voambolana 

Teny iditra Sevà
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Sceva [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Scéva [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Skeva
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Nohavaozina tamin' ny 2020/12/30