Teny iditra seseho (sesika)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana sesehana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Seseho ny totohondry, leity, io raha mamely an' ialahy [1.1]
2Seseho volom-borona ny ondana (Mettez des plumes dans l'oreiller) [1.3]
3Seseho ny totohondry izy (Lancez-lui un coup de poing) [1.3]
Tsipelina hafa 

Teny iditra seseho (sesika)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana sesehena [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31