Teny iditra |
sela
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fitsinjarana bitika indrindra amin' ny manana aina; mizara telo ny sala iray: ny vihy (zavatra kiboribory eo afovoany), ny sesitsela, manodidina azy, ary ny fonontsela izay mamaritra ny sala tsirairay avy [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Cellule [1.13]
|
Ohatra | ny sela dia atokana hatao sela vaovao.
[1.357]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Ny fihaviany | Anglisy: cell.
|
|
Teny iditra |
Sela
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Sela [2.996]
|
| Salah [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Shélah [2.996]
|
Ohatra | fa maty tanora ny roa, ary Sela ilay fahatelo tsy nanana anarana hotantaraina.
[1.38]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
Lahatsoratra |
|