Teny iditra satrana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Feon-kira fohifohy atao ho toy ny andrana na sasin-kira raha mitendry lokanga na valiha: Satram-baliha. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Prélude, essai [1.3]
Voambolana 
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra satrana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-kazo izay fisaka misandrahaka ny raviny, anaovan' ny olona trano itoerana sy rariny ho tsihy na harona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The dwarf fan palm, the fruit of which is used by the Sakalava in the manufacture of rhum, and the leaves in the manufacture of mats and baskets; also used for the walls and roofs of houses. The root or part of it is used as an evil charm. Perhaps a species of Hyphaene [1.2]
 The dwarf fan palm [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Latanier dont les Sakalaves se servent pour leurs cases et pour la fabrication des nattes, des corbeilles [1.3]
  [Tankarana] [ satraña ] Espèce de palmier [1.19]
 Espèce de palmier nain [1.8]
Fanazavàna teny anglisy Bismarckia nobilis; the most common palm in Madagascar [2.95]
Anarana siantifika Bismarckia nobilis
Ohatra 
1Dia nitoby teo andafiatsinanan'Ambalanjanakomby izahay, tany be satrana; [2.59]
2Miorina eo an-tampon-tanety izy, anirian' ny hazo madilo sy satrana ary hazo hafa isan-karazany. [2.649]
Voambolana 
Tovy hevitra satra ~ satrabe ~ satranabe
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Sary 

Teny iditra satrana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tsimihety] (comme satra (2) ; seule la prononciation diffère un peu). Hyphaene shatan Bojer ex Dammeret Medemia nobilis (Hildebrandt & H. Wendl.) Gall. (Arecaceae). Les troncs de ces Arecaceae, surtout ceux d'un gros diamètre, est évidé pour faire des tambours. C'est pourquoi on appelle encore satrambaviny, le côté « feminin » du tambour ; celui que l'on bat seulement de la main gauche ; et satrandahiny, le côté « masculin », celui que l'on frappe a pris le sens de prélude, d'introduction à un morceau de musique, car le tambour donne le premier le rythme, la mesure. [1.196]
Anarana siantifika Hyphaene shatan, Medemia nobilis
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/22