Teny iditra | sasapahadimy | |
Singan-teny | sasaka ; fahadimy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Halavan-drefy mitovy amin' ny refy roa sy sasany (ny fahadimy dia dimy refy, ka ny antsasak' io roa sy sasany) [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | La moitié de cinq brasses [1.3] | |
Voambolana | Toerana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/01 |