Teny iditra | fahadimy (dimy) | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny laharana manarakaraka ny fahefatra [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | The fifth [1.2] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Cinquième [1.3] | |||
Ohatra | Ruth no fahaefatra ary i Maman ity fahadimy.
[2.356] | |||
Voambolana | Matematika: rafitrisa | |||
Kamban-teny |
| |||
Mpanahaka | ampahadimy ~ ampahadiminy | |||
Teny iditra | fahadimy (dimy) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny anglisy | Five fathoms [1.2] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Cinq brasses [1.3] | |||
Voambolana | Toerana | |||
Kamban-teny |
| |||
Fivaditsoratra | fahadimy, mahadify, mahafidy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/03 |