Teny iditra |
saraka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Vaky; tsy mitambatra, tsy miaraka; miavaka Enti-milaza olona roa samy mihalangalana tsy misy ifandraisany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Separated [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Séparé [1.8]
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
saraka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy]
Zanak'omby mbola minono [1.78]
|
| Ny zanak' omby sarahina amin' ny reniny: Na hanavasava aza ny vositra -- ka hiverivery mandany andro ny saraka izay voahitsakaihany no mandry (Tselatra) [1.1]
|
|