Teny iditra mampisaraka (saraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To cause to separate, to separate [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Séparer, faire séparer [1.8]
Ohatra 
1ny fananana hatsaram-panahy ihany no tsy mampisaraka. [2.436]
2Fa akory kosa ity hadilana-mahia no mampisaraka antsika mpihavana; [2.69]
3Raha tsy izany, ahoana ny hanotofany ilay hady mampisaraka azy ireo? [1.369]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampisaraka
Ny lasa : nampisaraka
Ny hoavy : hampisaraka
Kamban-teny 

Teny iditra mampisaraka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaran-kazo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] Nom mentionné anciennement par Malzac (du préfixe causatif mampi, et saraka : séparé, abandonné, offrir un bouquet de ces fleurs est le meilleur moyen de rompre l'union du couple). Plectaneia thouarsii Roem. & Schult.et Plectaneia hildebrandtii K.Schum. (Apocynaceae) (réf. Boiteau 2064). Probablement dû au fruit dont les deux carpelles soudés se séparent à maturité pour laisser échapper les graines. La symbolique malgache repose souvent sur de telles observations, auxquelles l'imagination populaire prête ensuite un tout autre sens. [1.196]
Anarana siantifika Plectaneia hildebrandtii, Plectaneia thouarsii
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/02