Teny iditra saonjo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaniry fihinambody izay mafotrafotra tsara tsiro ("tafondro miandry tsena" no anaram-bosotra omen' ny olona ny saonjo raha eny an-tsena amin' izato bikany boribory lavalava miendrika tafondro tokoa rehefa mitandahatra). Misy karazany roa lehibe ny saonjo, dia: a) ny saonjo mamy, izay kelikely malamalama sy mamimamy, ary b) ny saonjo ramandady, izay mafotrafotra nefa tsara tsiro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The edible arum root, taro [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Arum esculentum, ou mieux Gouet comestible. Créole: songe [1.3]
 Arum ou taro; ses racines comestibles [1.8]
  [Betsileo, Betsimisaraka, Merina] (peut être de aonjo : qu'on fait agiter par les vagues ; on transportait toujours une bouture de cette plante alimentaire à bord des pirogues depuis les temps immémoriaux). D'après d'autres sources, ce nom pourrait venir de sahona, sols bourbeux, fondrières. Colocasia esculenta (L.) Schott (Araceae). Nom cité par Malzac et tous les auteurs même les plus anciens. C'est une des plus vieilles plantes cultivées avec l'igname ( dioscorea). Sous les tropiques humides, la multiplication des plantes par bouturage a sûrement été la première méthode connue, bien avant l'ensemencement des graines. Tubercules comestibles. On consomme aussi les feuilles cuites, à la manière des épinards. Certaines variétés sont spécialisées soit pour leurs feuilles, soit pour leurs tubercules. [1.196]
Anarana siantifika Colocasia esculenta
Ohatra 
1Ny saonjo no foto-piveloman' ny mponina. [2.270]
2Ny ravin' ny Akomlro sy ny Saonjo dia tahaka izany. [1.357]
3Izaho nihinana saonjo sy vomanga tamin' ny maraina, hoy aho. [2.472]
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Teny iditra Saonjo (saonjo)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -17.8666667, 46.4166667
-16.7833333, 46.3833333

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/24