Teny iditra sanga-nanahary
Singan-teny sanga ; Nanahary
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Volo maniry eo an-tampon-dohan' ny zaza hatrany an-kibon-dreniny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Hair growing naturally in the form of a sanga [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Litéralement: toupet du Créateur; cheveux que les enfants portent sur le sommet de la tête en naissant [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/27