Entrée sanatry
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Bara] karazam-bahy madinika fanao ody rehelatsy [Rakotosaona 1975]
 Hazo madinidinika fanaon'ny olona ody kohaka sy tambavin-jaza (Cassia laevigata) [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Nom scientifique Cassia laevigata

Entrée sanatry
Partie du discours nom
Explications en malgache Ody fandroahana ny fanahy ratsy, izay heverina ho manabataba ny marary na manao ankasomparana (matetika no vakin-javatra na tavilotra misoratsoratra no ampiasain' ny mpanao fanafody ataony sanatry) [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Dérivations 

Entrée sañatry
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sihanaka] fanahy masiaka, angatra, tsiny, jiny [Rakotosaona 1975]

Mis à jour le 2020/07/31