Teny iditra sakaipilo
Singan-teny sakay ; pilo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaniry misy voany fihinana fa masiaka dia masiaka, ilay karazany fahita hatraiza hatraiza [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (de sakay : piment ; et pilo : acéré, pointu, vulnérant). Variété de petit piment : Capsicum frutescens L. (Solanaceae) à saveur très brûlante. [1.196]
Anarana siantifika Capsicum frutescens
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14